|
|
|
|

Entrée (1/2)1 alonina
Radical  2alona
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Ananan' ny sasany alahelo noho ny soa azony na ananany: Nalonin' ny namako aho tamin' ny laharana ambony azoko tamin' ny fanadinana [1.1]
Explications en anglais  5 to be envied [1.2, 1.7]
Explications en français  6 qu'on jalouse [1.8]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :

Entrée (2/2)11 aloñina
Partie du discours  12 nom
Explications en malgache  13 fialan-tsasatra [Betsimisaraka] [1.78]

Anagrammes  14 alanony, 15 alonina, aloñina, 16 analino, 17 anolany, 18 ilonana, 19 laonina

Mis à jour le 2025/11/02