|
|
|
|

Entrée (1/4)1  aloka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Faritra maizina ao ivohon' ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin' ny alok' itỳ trano itỳ
Toerana voaro amin' ny hainandro: Erỳ no misy aloka hisakafoantsika
Explications en anglais  4  [1.2] a shelter against sun or rain; a shade or shadow; a shed
5  [1.2] [Provincial] An umbrella, a parasol. See tandindona
6  [1.7] shelter; shade, shadow
Explications en français  7  [1.8] abri; ombre
8  [1.13] image, ombre
Exemples  9  [2.470] Tahaka ny mbola misy aloka manaraka azy ihany, na dia efa maty masoandro aza.
10  [2.324] Ny masoandro efa nadiva hihoatra, ary ny aloky ny bonga feno vato nirangaranga tao ambony andrefana nampangovitra ireto vehivavy.
Vocabulaire  11  Physique
Morphologie 
12  Simple :
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes passifs :
15  Verbes relatifs :
16  Noms :
17  Adjectifs :
Mots composés 
Toponymes 
Titres  23  Aloky ny tiana (Razafimahefa Charles)
24  Andry – Aloka ML3 (Rapatsalahy José Paul)
Proverbes  25  Proverbes contenant le mot aloka

Entrée (2/4)26  aloka
Partie du discours  27  nom
Explications en malgache  28  [1.78] [Betsileo] matoatoa
29  [1.1] Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin' ny aloky ny tena tarafin' ny hazavana, samy hafa amin' ny tandindona. Voalazan' ny Ntaolo fa misy aloka intelo miantoana hita amin' izany: ny aloka mainty (ny vatana), ny aloka ambonin' ny mainty (ny ambiroa) ary ny aloka ambony indrindra (ny avelo)

Entrée (3/4)30  alòka
Partie du discours  31  verbe passif
Explications en malgache  32  [1.1] Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no halòka
Radical  33  loka
Morphologie 
34  Présent :
35  Passé :
36  Futur :
37  Impératif :

Entrée (4/4)38  aloka
Partie du discours  39  verbe passif
Explications en malgache  40  [1.1] Atsipy, atoraka, alefa
Radical  41  loka

Anagrammes  42  aalok, akalo, alako, alaok, aloak, aloka, alòka, aolak, lakao, laoka, loaka, olaka

Mis à jour le 2025/05/13