|
|
|
|

Entrée (1/3)1  alika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Olona ratsy toetra na vetaveta tsy mahalala menatra: Alika izany raha zaza. / Tsy alikan' izay zaza izany!. [1.1]
Explications en anglais  4  Used also in contempt for a human being [1.2]
Explications en français  5  cynique [1.3#22]
6  Terme d' injure : se disait de la mauvaise conduite [2.415]
Dérivés 
7  Noms :
8  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/3)10  alika
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  (alikalika no fampiasa kokoa) Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [1.1]
Explications en français  13  l'action de se montrer difficile, méticuleux, délicat [1.3#22]
Dérivés 
14  Noms :
Mots composés 

Entrée (3/3)16  alika
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18  Biby fiompy mampinono, mpihina-nofo, avo dia, lehibe noho ny saka, lava sofina sy vava, ary somary lava vatana kokoa (amin' ny ankamaroany, satria maro karazana ny alika). Ny feon' alika dia atao hoe vovò na mivovò; indraindray izy mivovò na mitaraindraina lavareny mandritra ny alina: mitomany valala no filaza azy amin' izay. Na dia mitovy ihany aza ny nantsoin' ny Ntaolo tamin' ny hoe alika sy amboa, ny hoe amboa dia mihajahaja kokoa taminy [1.1]
Explications en anglais  19  a dog. See also amboa [1.2]
20  a dog [1.7]
Explications en français  21  chien [1.3.fr#22, 1.54, 1.8, 1.13]
Vocabulaire  22  Zoologie: mammifères
Morphologie 
23  Simple :
Dérivés 
24  Verbes actifs :
25  Verbes passifs :
26  Verbes relatifs :
27  Noms :
28  Adjectifs :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Titres 
Proverbes  36  Proverbes contenant le mot alika
Article  37  Randzavola: alika sy amboa ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  38  alika, Ikala, ilaka, laika, liaka

Mis à jour le 2023/06/08