Entrée | 1 alatrano |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Eny ivelan' ny trano, ka ny tokotany manodidina ny trano indrindra no antsoina amin' izany: Asaivo mivoaka any alatrano ireo ankizy ireo fa mitabataba tsy ifandrenesana |
Explications en français |
4 [1.3] dehors, hors de la maison |
Exemples |
5 [2.332#] Namaky kitay teo alatrano Idada. 6 [2.357#] Nanontany ankizy teo alatrano aloha izy; 7 [2.356#] Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. |
Mots élémentaires | 8 ala, trano |
Anagrammes | 9 alatrano, naloatra |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |