| Entrée | 1 ala mosavy |
| Mots élémentaires | 2 ala, 3 mosavy |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 fanandramana kely amin' ny hanina aroso na amin' ny zavatra atao fanomezana, eo imason' ilay olona omena azy, mba hampahatoky azy fa tsy misy mosavy ilay zavatra [1.1] |
| Explications en français |
6 Action de goûter des comestibles offerts en présent [1.3#19] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|