|
|
|
|

Entrée1  alalanina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  alalana
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Enti-milaza olona nandefasana mpanelanelana: Nalalanin' ny lehiben' ny tafika ny jeneraly nitarika ny fahavalo
Enti-milaza zavatra raharahaina amin' ny fanelanelanana: Raha tsy vita amin' ny taratasy ifandefasana io raharaha io, dia aoka halalanin' ny masoivohontsika any
Explications en anglais  9  [1.2] to be sent for or summoned through an intermediate; to be made known through another.
Explications en français  10  [1.3] Qu'on envoie comme messager, comme intermédiaire ; à qui on envoie un messager, un intermédiaire ; qu'on traite par un intermédiaire

Anagrammes  11  alalanina, alanalani, alanalany, lalananay

Mis à jour le 2025/07/29