|
|
|
|

Entrée1  alalana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fanelanelanana.
4 Asa ataon' olona izay misolo tena mangata-javatra na fahasoavana ho an' olona iray hafa: Tamin' ny alalan' ny sakaizako no nahazoako io toerana io.
5 fanalalana, fanelanelanana (Tsy tokony hampiasaina mba hisolo ny teny hoe lalana io teny io toy ny mahazatra ny maro izay manao hoe: Nahazo alalana, mangataka alalana hanao izao aho; fa ny tokony ho izy dia: Mangata-dalana, nahazo lalana).
6 Iraka na zavatra mampitohy ny andaniny sy ny an-kilany.. [1.1]
Explications en anglais  7 [a, prep., and lalana, way, road.] The agent or person between parties in communication with one another; a messenger, a mediator, a "go-between;" the communication carried by an intermediate person.. [1.2]
8 a going between. [1.7]
Explications en français  9 Message, entremise, médiation, intercession, intermédiaire, messager, entremetteur, médiateur, intercesseur, parlementaire. [1.3]
10 entremise, médiation. [1.8]
Exemples  11  Tsy manana alalana hanadino sy handà ny tanindrazany sy ny fireneny izy, ka hihevitra ireny ho toy ny tsy misy! [2.583]
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  25  6 combinaisons de ce mot
Proverbes  26  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09