Entrée alaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Mitovy amin' ny ala ihany. [Rajemisa 1985]
Explications en anglais same as aka, maka. (Prov.) With pronominal suffices, as alako, it means, I do not know. (Prov.) Same as asa. [Richardson 1885]
Explications en français  [Tankarana] je n'en sais rien. Cf. vàlaka. [David: Dialectes (takila A)]
Dérivations 

Entrée alàka (laka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Samy enti-milaza ny vatom-panorona akisaka ho eo amin' ny laka: Alakao (na lakao) itỳ vatonao atsimo itỳ [Rajemisa 1985]
Morphologie 
alàka
alàko
alàkao
alàny
alàtsika
alàkay
alàkareo
alàk'
alà-
nalàka
nalàko
nalàkao
nalàny
nalàtsika
nalàkay
nalàkareo
nalàk'
nalà-
halàka
halàko
halàkao
halàny
halàtsika
halàkay
halàkareo
halàk'
halà-
alakao
Synonymes lakaina

Entrée alaka
Partie du discours Non spécifié
Explications en malgache Fototeny tsy hita afatsy amin' ireto fomba fiteny ireto: mialaka bontana, mialaka mantsina. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31