|
|
|
|

Entrée1  akombona
Radical  2 kombona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Tsy velarina: Akombony ny bokinareo.
5 Hidiana, tsy sokafana: Nakombony tsara ny vavany.
6 Fihinina, fiazana: Akombona ao anaty tanana ny vola. [1.1]
Explications en anglais  7 to be closed, to be brought together, to be shut as the lips, a book, etc. [1.7]
Explications en français  8 qu'on ferme comme les lèvres, un livre, etc; qu'on serre. [1.8]
Exemples  9  Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka. [2.4#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14 akombona, 15 am-bokona, 16 manoboka

Mis à jour le 2025/09/12