Entrée | 1 akisoka |
Radical | 2 kisoka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Exemples |
4 Misy ihany ny tsy azo akisoka.
[2.472]
5 nefa tsy azo nakisoka tamin' ny fitiavany ilay mpiandry ondry fofombadiny. [1.38] 6 Takatro fa hevi-petsy sisa no ho azoko ampiasaina fa tsy ho laitra hakisoka amin' izany heviny izany izy dimy mianaka. [2.471] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 11 akisoka, 12 kosiaka |
Mis à jour le 2025/09/10 |
![]() |