|
|
|
|

Entrée1 akisaka
Radical  2kisaka
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4Afindra toerana tsy lavitra: Nakisany fotsiny ilay vato dia lasa izy, fa tsy navariny any an-kady ~ Akisaho ny sezanao fa tsy mahita aho. [1.1]
Morphologie 
5 Présent :
6 Passé :
7 Futur :
8 Impératif :

Anagrammes  9 akasika, 10 akisaka

Mis à jour le 2025/09/12