Entrée akisa
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra
Mitovy hevitra: antendrivary ~ antsongony ~ antsontsany ~ tonony ~ vaniny [Rajemisa 1985]
Synonymes   kisa

Entrée akisa
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy
Mitovy hevitra: arira ~ hatsikana ~ mahatsikaiky ~ mariadriaka ~ satriatria [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome. [Richardson 1885]
Définition française   plaisant, agréable, bonasse, jovial [Abinal 1888]
Dérivations  

Entrée Akisa
Partie du discours   nom propre (biblique) [liste]
Définition malgache   [Baiboly]
Définition anglaise   Achish [Baiboly]
Définition française   Akish [Baiboly]
Vocabulaire  
Synonymes   Akisy
Citations  

Mis à jour le 2015/09/07