Entrée (1/2) | 1 ajojo |
Radical | 2 jojo |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Asosa moramora misononoka [1.1] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 9 Ajojo |
Partie du discours | 10 nom propre (ethnonyme) |
Explications en français |
11 nom donné aux Comorien(ne)s [1.5] |
Exemples |
12 Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny ajojo monina ao, ary misy milaza fa sambolay kely itony antsika no andehanan' ny ajojo mankany Dar-Es-Salam? [2.471] |
Vocabulaire |
13 Histoire: clans, tribus |
Synonymes | 14 kaomorianina, kaomorianina, kaomorianina, marovanjo, marovanjo, marovanjo |
Anagrammes | 15 ajojo, Ajojo |
Mis à jour le 2023/01/19 |