|
|
|
|

Entrée1 ajadona
Radical  2jadona
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Atao mijadona, atsatoka; terena hatao ka tsy azo valiana [1.1]
Explications en français  5 à planter, à ficher
figuré: à exiger avec empire [1.3#289]
Exemples  6 Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala etý [2.996#]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :

Anagrammes  11 ajadona, 12 Joadana

Mis à jour le 2025/09/12