|
|
|
|

Entrée1  aingaina
Radical  2 ainga
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Entanina: Irerỳ voalohany aingain' ny fony kokoa, iretsy faharoa tarihin' ny sainy kokoa (Antoine Rahajarizafy).
5 Bataina: Aingao io vato io raha matanjaka ianao. [1.1]
Explications en anglais  6 to be lifted up, to be raised up.. [1.2]
Explications en français  7 Qu’on soulève, qu’on lève, qu’on va chercher: Tsy azoko aingaina io entana io (Je ne puis soulever ce paquet). [1.3#11]
Exemples  8  Raha hitsahatra amin' ny fihinanam-bary dia aingaina any ambony loha ny lovia vao mijanona; [1.437#]
9  An-kevitry ny tsy diso ny fanombatombanan-dRaboto, satria tsy zakan' ny sandriko anila aingaina ilay tavoahangy! [2.471#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14 aingaina, 15 iaingana

Mis à jour le 2025/10/07