Entrée | ![]() |
ahoana hoe (ahoana, hoe) |
Partie du discours | expression | |
Définition malgache | entimanontany raha tena izany tokoa no izy, ka matetika fiangaviana hamerina ny efa voalaza io: Ahoana hoe? (toy izany avokoa no hevitry ny "hoe" aorian' ny teny enti-manontany: Iza hoe no nilaza izany?) [Rajemisa 1985] | |
Mis à jour le 2010/10/07 |
![]() |