|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ahatra
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  hatra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] atao mipaka amin' ny..., atao mianjera, miantefa amin' ny...: Tsy azonao ahatra aminy izany lalàna izany satria olona marary saina izy
Explications en anglais  9  [1.2] to be made to reach to.
10  [1.7] to be brought up to, to be applied
Explications en français  11  [1.3] qu'on fait atteindre jusqu'à, qu'on adresse à, qu'on applique à, qu'on fait retomber sur
12  [1.8] qu'on applique
Exemples  13  [2.996] Taorian'izany fijaliana izany, na dia voasazy tamim-pamindram-po ihany aza izy dia nahalala ny hamafin'ny fampijaliana ahatra amin'ny tsy mpivavaka, tsaraina amin-katezerana.
14  [2.996] Tsarovy fa toy ny didy nahatra|hahatra taminy izay nahatra|hahatra aminao, ny ahy omaly;

Entrée (2/2)15  ahatra
Partie du discours  16  Non spécifié
Dérivés 
17  Verbes actifs :
Explications en français  18  [1.6]

Anagrammes  19  ahatra, haatra, harata, hatara, tahara

Mis à jour le 2025/07/29