|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ahatra
Radical  2 hatra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 atao mipaka amin' ny..., atao mianjera, miantefa amin' ny...: Tsy azonao ahatra aminy izany lalàna izany satria olona marary saina izy. [1.1]
Explications en anglais  5 to be made to reach to.. [1.2]
6 to be brought up to, to be applied. [1.7]
Explications en français  7 qu'on fait atteindre jusqu'à, qu'on adresse à, qu'on applique à, qu'on fait retomber sur. [1.3]
8 qu'on applique. [1.8]
Exemples  9  Taorian'izany fijaliana izany, na dia voasazy tamim-pamindram-po ihany aza izy dia nahalala ny hamafin'ny fampijaliana ahatra amin'ny tsy mpivavaka, tsaraina amin-katezerana. [2.996]
10  Tsarovy fa toy ny didy nahatra|hahatra taminy izay nahatra|hahatra aminao, ny ahy omaly; [2.996]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Entrée (2/2)15  ahatra
Partie du discours  16  Non spécifié
Explications en français  [1.6]
Dérivés 
Verbes actifs :

Anagrammes  18 ahatra, 19 harata, 20 tahara

Mis à jour le 2025/09/19