Entrée | aharo (haro) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | [Taisaka] Afangaro, ampifangaroina [1.78] | ||||||||
Afangaro, atao mikambana: Naharony tamin' ny gisanay ny gisany ka nanahirana ny nanavaka azy [1.1] | |||||||||
Explications en anglais | To be mixed. Used in speaking of that which is added. [1.2] | ||||||||
Exemples | Ny boka dia aza aharo toerana amy ny vohitra, fa avoahy.
[1.431] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | aharo (hatra) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe passif ahàtra | ||||||||
Exemples | aharo ireo ampisotroina azy ny olona mivalana ra;
[2.48] | ||||||||
Anagrammes | aharo, araho, haora, haroa |
Mis à jour le 2023/08/16 |