Entrée afovoa
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Eo anelanelan' ny zavatra roa na maro: Mipetraha ianao eto afovoan' izy mianaka ~ Raha mijery ny rantsantanana isika, ny fanondroadala no hita eo afovoany
Eo amin' ny toerana mitovy elanelana amin' ny manodidina hatraiza hatraiza: Ny tanàna Ramainandro, hono, no eo afovoan' ny Nosy ~ Nanao faribolana ny ankizy ary dia i Soa no natsangany teo afovoany [1.1]
Morphologie 
Simple : afovoa, afovoam-, afovoan-, afovoan', afovoany
Synonymes ampovoa

Mis à jour le 2020/07/31