|
|
|
|

Entrée1  afototra (fototra)
Partie du discours  2  verbe passif
Exemples  3  hay afototrao izy ity [2.117#60]
4  fa na dia afototra aza izy, dia mety maniry hiany [1.357]
5  ka ny nataoko ity no afototr' Andriamanitra amiko [2.996#7.1.7]
6  fomba fampianatra ny ankizy tsy mba nafototra amin' ny teny malagasy [2.296#10]
7  saingy ny afototra eo amin' ny fampiarana sy ny faminaniana no samy manana ny azy [1.381]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :

Anagrammes  11  afototra, atofotra, faototra

Mis à jour le 2023/01/19