Entrée | 1 afototra |
Radical | 2 fototra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Exemples |
4 [2.117#60] hay afototrao izy ity 5 [1.357] fa na dia afototra aza izy, dia mety maniry hiany 6 [2.996#7.1.7] ka ny nataoko ity no afototr' Andriamanitra amiko 7 [2.296#10] fomba fampianatra ny ankizy tsy mba nafototra amin' ny teny malagasy 8 [1.381] saingy ny afototra eo amin' ny fampiarana sy ny faminaniana no samy manana ny azy |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 afatotro, afototra, atofotra, faototra |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |