|
|
|
|

Entrée1  afontsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  akondro [Taimoro] [1.78]
4  Karazan' akondro vaventy [1.1]
Explications en français  5  La grande banane, bananier qui la produit [1.3]
6  (du malais untsi) Variété de bananier Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits, de saveur agréable. [Betsimisaraka] [1.196]
Exemples  7  Boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa [2.131#280]
Vocabulaire  8  Botanique: fruit
Autres orthographes  9  fontsy
Phytonymes 
Nom scientifique 

Anagrammes  12  afontsy, afotsin, fanitso, fiantso, fotsian, fotsina, itsofan, nafotsy, nitsofa, tsofany, -tsofina, tsofina

Mis à jour le 2020/07/31