Entrée | 1 afakomaly |
Mots élémentaires | 2 afaka, 3 omaly |
Partie du discours | 4 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
5 Teny enti-milaza ny andro talohan' ny omaly, izany hoe indroa andro alohan' ny andro itenenana: Raha alatsinainy anio, asabotsy afakomaly [1.1] |
Explications en anglais |
6 the day before yesterday [1.2, 1.7] |
Explications en français |
7 avant-hier [1.8] |
Exemples |
8 afakomaly izy no tsy teto
[2.131]
9 Vao afakomaly io no nofenoiko, hoy Ineny, fa angamba mitete. [2.332#] |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 11 Temps |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |