Entrée | 1 afahirano |
Radical | 2 fahirano |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Tapahin-drano, sakanana ny lalana rehetra tsy hahazoan' ny hanina hiditra ao an-tanàna [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be besieged [1.2] |
Explications en français |
6 À priver d’eau, qu’on assiège [1.3] |
Exemples |
7 Angony ny entanao amin' ny tany, ry ilay afahirano!
[2.996]
|
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 afahirano, 13 fahoriana, 14 fiahorana, 15 fihaorana, 16 fiharoana, 17 fihoarana, 18 firoahana, 19 ifoharana, 20 iharofana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |