|
|
|
|

Entrée1  afa-baràka
Mots élémentaires  2 afaka, 3 baka
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 afa-boninahitra. [Taisaka] [1.78]
6 very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao.
7 Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory.
8 Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany. [1.1]
Explications en anglais  9 disgraced, dishonoured. [1.2]
10 put to shame. [1.7]
Explications en français  11 déshonoré. [1.3, 1.8]
Exemples  12  Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa [1.62]
Autres orthographes  13 afa-boròka
Synonymes  14 afa-pofona
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02