Entrée | 1 aetry |
Radical | 2 etry |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Atao tonga mietry, midina ambany, miletsy: Naetrin' ny horohoron-tany ny tanàna tao Ananona Aidina ambany: Izay manambony tena dia haetry, fa izay manetry tena dia hasandratra [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be reduced in rank, to be humbled [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on abaisse, qu'on humilie: Haetriko ny ampiantany, fa manakona (Je vais abaisser le mur, parce qu'il cache la vue) [1.3] 7 qu'on abaisse en rang, qu'on dégrade, qu'on humilie [1.8] |
Exemples |
8 ary izay mandeha amin'ny fiavonavonana dia hainy aetry.
[2.996]
|
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot aetry |
Anagrammes | 14 aetry, 15 arety, 16 atery |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |