Entrée aera
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan' entona iainan' ny zavamananaina rehetra, ka ny fivoivoizan' io entona io no mahatonga ny rivotra: Aera mahamay no fohin' ny miaina, ka indreny ny biby fiompy valabalaka mamonjy alokaloka...(Auguste Rajaonarivelo) [Rajemisa 1985]
Traduction française air [SLP 1986]
Vocabulaire 
Analogues  atmosfera ~ rivotra
Exemples Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny. [Rajohanesa: Kintana]

Entrée Aera
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Traduction anglaise Aera, Ara: [Baiboly]
 Arah [Baiboly]
Traduction française Arah [Baiboly]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31