Entrée |
adrey
|
Partie du discours | interjection
|
Explications en malgache | Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina,
na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra.
(Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina
amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). --
Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.;
ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao:
Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! [1.10]
|
Explications en anglais | An exclamation of surprise or approbation; Really! You don't say! See there! [1.2]
|
| Oh my!, alas!
[same as adray]
[1.7]
|
Explications en français | Tiens ! douleur, crainte : aïe !
[comme adray]
[1.8]
|
Exemples |
1 | Adrey, ity Rangahympanjato-bemividy kary!
[2.293]
|
2 | Rehefa tonga tany izy, dia taitra ny tao an-tanàna, ka nanao hoe : Adrey!
[2.69]
|
|
Autres orthographes |
|