Entrée adirafitra
Partie du discours   nom
Définition malgache   fanambarana singan-javatra roa na maromaro [SLP: Voambolana]
Définition française   assemblage, montage [SLP: Voambolana]
Exemples   Ny an-dRalahy malama tsara ny hazo ary mahitsy tsara na dian-tsofa, na diam-bakona, mikatona tsy ahitana hirika ny adirafitra. [Rakotozafy: Ratsimba, page 65]
Mots composés, titres, noms  
Analogie   ady rafitra

Mis à jour le 2017/10/27