Entrée adim-pamantaranandro
Mots élémentaires ady ; famantaranandro
Partie du discours locution
Explications en malgache Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1]
Explications en français Heure [1.3]
Vocabulaire 
Synonymes adiny

Mis à jour le 2023/08/01