|
|
|
|

Entrée1  adim-pamantaranandro
Partie du discours  2  locution
Vocabulaire  3  Temps
Explications en malgache  4  Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1]
Explications en français  5  Heure [1.3]
Synonymes  6  adiny
Mots élémentaires  7  ady, famantaranandro

Mis à jour le 2023/08/01