|
|
|
|

Entrée1 adijida-sefo
Mots élémentaires  2adiji, 3sefo
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5 ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny aspirà izay amboniny sy ny adijidà tsotra ambaniny, mitovy laharana amin' ny maitre voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Vocabulaire  6 Militaire

Mis à jour le 2025/09/12