Entrée adiji
Partie du discours nom
Définition malgache ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà-sefo amboniny sy ny serizà-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître tsotra amin' ny tafika an-dranomasina [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: adjudant.

2014/05/29