|
|
|
|

Entrée1  abidia
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [0] jereo abidỳ
Exemples  6  [2.643#] Ny teny vakina, teny tsy hainy, ny mpamaky koa zara raha afaka tamin' ny abidia.
7  [2.503#] Ataon'ny zanaky ny Tantsaha tsy mahay abidia ahoana no hifaninana amin'ny zanaky ny tambonivohitra manambady Vazaha, raha tenim-Bazaha no hifaninanana?
8  [4.27#] Mba hisorohana ny aferafera na kiantranoantrano, indrindra ny anarana miverina in-droa, dia aro riaka mahomby ny fampidirana ny lisitra amin' ny solosaina mifanaraka amin' ny abidia.
Autres orthographes  9  abede, abedia
Citations  10  Textes citant abidia
Tableaux et planches  11  Les alphabets

Mis à jour le 2025/08/20