|
|
|
|

Entrée (1/4)1  abi
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Fitambaran'ny tarehintsoratra misy amin'ny fitenim-pirenena iray: Misy tarehintsoratra iraika amby roapolo amin'ny abidy malagasy: a, b, d, e, f, g, h, i, j, k, l, m, n, o, p, r, s, t, v, y, z.
Ny fotopototry ny zavatra na ny fahaizana iray, ny antonjavatra resahina na lazaina:Miteniteny momba ny bomba atomika Rangahy io, kanefa tsy mahalala ny abidin'izany akory.
Ny ambaratongam-pianarana ambany indrindra ianaran'ny ankizy manambatra tarehintsoratra, manao bi-a-ba: Efa kilasy fahafiry izao ilay faralahinao? -- Mbola ao amin'ny abidy ny anao ko.
Explications en anglais  11  [1.2] The name of the Malagasy Alphabet, so called from the names of the first three letters
12  [1.7] The alphabet
Explications en français  13  [1.3] Nom de l'alphabet malgache
14  [1.66, 1.5] alphabet
15  [1.8] L'alphabet
16  [1.67] (un) alphabet. Miainga amin' ny abidy ny soratra sy ny vaky teny: l'écriture et la lecture commencent par l'alphabet
Explications en italien  17  [1.18] Alfabeto
Explications en allemand  18  [1.56] Alphabet. Von der Westgriechen stammt das lateinische Alphabet und damit auch unsere heutige Schrift. Zavatra alahatra araka ny abidỳ: etwas nach dem Alphabet ordnen. Synonym: Buchstabenreihe (f), ABC.
Exemples  19  [2.117] Sorabe: teny malagasy nosoratana amin' ny abidy arabo
20  [2.649] Maniry mafy izahay mba hahazo fianarana abidy sy manambatra ary fianarana hamany teny.
21  [2.442#4] Fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky.
Autres orthographes  22  abede
Citations  23  Textes citant abidỳ
Tableaux et planches  24  Les alphabets
Illustrations 

Entrée (2/4)25  abidy
Partie du discours  26  nom
Explications en malgache  27  [1.78] [Betsimisaraka] Vavy antitra
28  [1.147#A1] [Betsimisaraka] antibavy
Proverbes  29  Proverbes contenant le mot abidy

Entrée (3/4)30  abidy
Partie du discours  31  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  33  [1.78] [Betsileo] andevo

Entrée (4/4)34  abidy
Partie du discours  35  nom
Explications en anglais  36  [1.2] A provincial name for a water-bird.
Explications en français  37  [1.19] [Tankarana] Nom d'un oiseau aquatique.
Vocabulaire  38  Zoologie: oiseaux

Anagrammes  39  abidỳ, abidy, adiby

Mis à jour le 2025/08/20