| Entrée | 1 aato |
| Radical | 2 ato |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ajanona kely fa tsy tohizina; tapahina: Naato ny fivoriana mba hahafahana mifanakalo hevitra.
[1.1] |
| Exemples |
5 haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala;
[4.27]
|
| Morphologie |
|
| Synonymes | 10 atoina |
| Anagrammes | 11 aato, 12 aota, 13 atao, 14 atoa, Atoa |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|