|
|
|
|

Entrée1  zavamananaina
Mots élémentaires  2  zavatra, 3  manana, 4  aina
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6  Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [1.1]
Explications en anglais  7  [zava-mananaina] a living thing, an animal [1.7]
Explications en français  8  [zava-mananaina] être vivant; animal [1.8]
Exemples  9  Miompy zavamananaina izay fomban'olom-belona; [2.59#]
10  Ary tamin' ny andro nahaterahany dia fola-pe avokoa ny zavamananaina rehetra na inona na inona; [1.406#]
11  Saingy tsy mba avy amin'ny mikraoba, bakteria na zavamananaina hafa izay mamely ny vatana izany. [2.424#]
Synonymes  12  zavamiaina

Mis à jour le 2025/09/12