|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vintana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  lahatra, anjara [1.78]
4  Anjara (soa na ratsy) heverina ho avy amin' ny sendrasendra na miankina amin' ny tonon' andro nahaterahana: Tsara vintana mihitsy ny zanakao nahazo ilay fiarakodia tamin' ny tombola [1.1]
Explications en anglais  5  Fate, luck, destiny [1.7]
Explications en français  6  Destin, sort [1.8]
7  Destinée [1.3, 1.66]
Exemples  8  Moa va misy zavatra hafahafa mihoatra noho izany vintako izany ? (Est-il rien de plus bizarre que ma destinée?) [Beaumarchais] [1.66]
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Dérivés 
11  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot vintana

Entrée (2/2)18  vintana
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20  fintana [1.78]

Mis à jour le 2023/06/11