Entrée | 1 tomany |
Radical | 2 tany |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo) |
Explications en anglais |
5 [1.7] to weep, to lament |
Explications en français |
6 [1.8] pleurer 7 [1.405] [Sakalava-Mayotte] [tomañy] pleurer |
Exemples |
8 Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy. [2.470] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot tomany |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |