Entrée | tangalamena | |
Mots élémentaires | tangala ; mena | |
Partie du discours | nom | |
Explications en français | Prêtres de villages [2.608] | |
Exemples | Ny nitarika ireny olona rehetra ireny dia miaramila tranainy, mpimasy, tangalamena, raiamandrenin-tanana, filoham-poko, izay ny toetra niraisany dia ny fitiavany ny tanindrazany sy ny firaisany fo tamin' ny vahoaka na inona na inona zavatra niseho.
[2.472] | |
Hyponymes | ||
Mis à jour le 2023/10/03 |