Entrée | Tandroy (ta-, any, roy) | ||||||
Partie du discours | nom propre (ethnonyme) | ||||||
Définition malgache | [ Antandroy ] Foko lehibebe amin' ny tendron' i Madagasikara atsimo indrindra mitoetra amin' ny tany voafaritry ny ony Menarandra, andrefana;
Mandrare, atsinanana, ary ny havoana Vohimainty, avaratra.
¶ Ny anarany dia avy amin' ny hoe "androy", karazan-draketa be ranony, izay hany zavamaniry azo hanina amin' io tany ngazana sy maina mandavan-taona io. Tanàn-dehibebe: Ambovombe, Beloha [Rajemisa 1985] | ||||||
Traduction française | population de l'extrême sud-est de [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995] | ||||||
[ Antandroy ] population de l'extrême sud de Mad [...] Menarandra et Mandrare (ville principale: Ambovombe) [texte complet dans Rajaonarimanana 1995] | |||||||
Vocabulaire | Histoire: clans, tribus | ||||||
Autres orthographes | Antandroy | ||||||
Tableaux et planches | Mots du dialecte | ||||||
Exemples |
| ||||||
Bibliographie | Rajaonarimanana: Dictionnaire malgache dialectal - français (dialecte Tandroy) Mahafay: Boke Arofototse | ||||||
Mis à jour le 2020/11/22 |
![]() |