Entrée Tanala
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Définition malgache Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the dwellers in the forests. [Richardson 1885]
Définition française populations forestières du sud-es [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Tableaux et planches Mots du dialecte

Mis à jour le 2020/04/08