|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tafika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fitambaran' ny miaramila enti-miady, miaramila amim-piadiana: Nandroso hamely ny fahavalo ny tafika
4  Fitambaran' ny miaramila mampiasa fiadiana sy fomba fiady iray: Ny tafika an-tanety, ny tafika an-dranomasina
5  Fitambaran' ny miaramila eo ambany fanevam-pirenena, foloalindahy: Izy no jeneraly mifehy ny tafika
6  Enti-milaza fahamaroan' isa, fahabetsahana: Betsaka ve ny olona niakatra tatỳ an-tanàna nijery fety? Tafika iray manontolo ka ianao angaha maninona! [1.1]
Explications en anglais  7  a war party; an army [1.7]
Explications en français  8  expédition guerrière; armée [1.8]
Exemples  9  Tonga ny tafika, hoy ny baikon' ilay lehibeny tao an-tanàna! [2.324]
10  Tonga tokoa ny tariky ny tafika angilisy. [2.472]
Vocabulaire  11  Militaire
Morphologie 
12  Simple :
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes passifs :
15  Noms :
16  Adverbes :
Mots composés 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot tafika

Entrée (2/2)22  Tafika
Partie du discours  23  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Exemples  24  ary i tafika teo Ambohijanaka [2.48]
Vocabulaire  25  Religions, Croyances
Tableaux et planches  26  Les idoles anciennes

Anagrammes  27  afitak, atifak, fatika, fitaka, tafika, Tafika, tifaka

Mis à jour le 2023/08/11