Entrée | 1 manafika |
Radical | 2 tafika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejipta i Napoléon [1.1] |
Explications en anglais |
5 to invade or attack with a military force [1.7] |
Explications en français |
6 faire la guerre, envahir un pays [1.8] |
Exemples |
7 Dia aiza izay hery hoenti-manafika?
[2.528#]
8 Raha alina tsy azo lalovana, nefa misy tovolahy minaikanaika mankao manafika ny amboadia. [1.437#] |
Morphologie |
|
Vocabulaire | 13 Militaire |
Anagrammes | 14 fanamika, 15 fanimaka, 16 mainka fa, 17 mañafaky, 18 manafika, 19 mankafay, 20 mifanaka, 21 mikafana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |