|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sela
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy
Explications en français  4  [1.13] cellule
Exemples  5  [1.357#] ny sela dia atokana hatao sela vaovao.
Tous les mots composés  6  12 mots contenant sela
Vocabulaire  7  Biologie

Entrée (2/2)8  Sela
Partie du discours  9  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  10  [2.996] Salah
Explications en français  11  [2.996] Shélah
Exemples  12  [1.38] fa maty tanora ny roa, ary sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina.
Vocabulaire  13  Ecritures Saintes
Synonymes  14  sale, sale, sale
Citations bibliques  15  Chapitres et versets citant Sela
Article  16  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sela

Anagrammes  17 Lesà, 18 sale, 19 sela, Sela

Mis à jour le 2025/09/13