|
|
|
|

Entrée1  Sakalava
Partie du discours  2  nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache  3 Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i boina (renivohitra mahajanga), ambongo (renivohitra besalampy), i menabe (renivohitra morondava), ary i fiherenana (renivohitra toliary). [1.1]
Explications en français  4 peuple habitant la côte ouest, nord-ouest et nord de Madagascar (villes principales: Morondava, Majunga, Nosy Be).
5 Sakalavan' i Menabe: les habitants de l'ancien royaume du Menabe.
6 Sakalava avaratra: les Sakalava du Nord.
7 Sakalavan' i Boina: les habitants de l'ancien royaume du Boina.
8 Sakalava masikoro: les éleveurs et agriculteurs de l'intérieur.
9 Sakalava vezo: les pêcheurs qui vivent sur le littoral. [1.5]
Vocabulaire  10  Histoire: clans, tribus
Analogues  11  masikoro, 12  masikoro, 13  vezo, 14  vezo
Tous les mots composés  15  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot
Tableaux et planches  17  Mots du dialecte

Mis à jour le 2025/11/09