Entrée Masikoro
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache Zanapoko sakalava andrefana, aty amin' ny aty tany, mifanindrana amin' ny Vezo izay mitoetra amin' ny morontsiraka, mivelona indrindra amin' ny fiompiana sy ny fambolena [Rajemisa 1985]
Explications en français  [Tankarana] habitant de l'intérieur. [David: Dialectes (takila M)]
 nom d'une population du sud-ouest de Mad [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Analogues  Sakalava ~ Vezo
Tableaux et planches Mots du dialecte
Exemples 
1Izay no nahatonga ilay anarana hoe Vezo sy ny Masikoro. [Razafiarivony: Harivolana, page 176]
2Ny Masikoro na Antifiherenana no foko lehibe ao Fiherenana. [Randriamamonjy: Tantara, page 95]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31