|
|
|
|

Entrée1  Ramatoa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Teny ilazana ny zanakavavy voalohany: Raha nisakana Ramatoa, tsy ary ianao Raivo.
4 Ampiasaina hilazana ny vehivavy vady andefimandry: Rangahy no tao an-trano fa ramatoa lasa niantsena.
5 Ilazana amim-panajana rahefa mety ho vehivavy, ka ampiasaina mandeha irery izy na miaraka amin' ny anaran' Bay olona: Tsy naharitra ilay Ramatoa ka lasa. Tonga ao Ramatoa Rasoa.
6 Iantsoana ny vehivavy iresahana: Aoka re, Ramatoa, fa azoko ny tianao holazaina. [1.1]
Exemples  7  Tapitry ny mpila ve ramatoa? [2.131]
8  Fa raha ramatoa Ramavo kosa, marina mihitsy ny tenin-dRenilezo hoe: [2.324]
Vocabulaire  9  Etiquette
Antonymes  10 andriamatoa, andriamatoa
Analogues  11  rtoa, 12  rtoa
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/11