Entrée | 1 papangohazo |
Mots élémentaires | 2 papango, hazo |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Zavatra mitapelaka (taratasy henjana na baoritra maivana sady manify) didiana atao mitarehimpapango mivelatra elatra, dia asiana kofehy mba hitanana azy ary dia alefa hoentin' ny rivotra manidina (atao koa hoe sarimpapango) [1.1] |
Explications en français |
5 cerf-volant [1.3] |
Vocabulaire |
6 Jeu |
Anagrammes | 7 hazopapango, papangohazo |
Mis à jour le 2023/11/26 |